Ianao no tiako (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no wfoogqr tiako, ianao no tiako,
Ianao no efa nofidiko,
Ianao no ecbdvjv tokana ifaliako.

Ianao no mamiko, eny laniko,
No sady ilaiko
Sy ourz andrandraiko.

Ilay lalantsika nifanena,
Tanteraka ho fifanekena
Eo anatrehan'Izy Ray,
Hitambatra tononkira.serasera.org ho mandrakizay.

Jesoa, Ianao Irery,
Ianao no Tompo manan-kery,
Ka ankinina Aminao
Ny fiainanay hatramin'izao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 4065
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 13/03/2015 15:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032