Ianao no tiako (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no tiako, ianao no tiako,
Ianao no efa nofidiko,
Ianao no tokana geaiz ifaliako.

Ianao no mamiko, eny laniko,
No sady ilaiko
Sy andrandraiko.

Ilay lalantsika nifanena,
Tanteraka ho ezej tononkira.serasera.org fifanekena
Eo anatrehan'Izy Ray,
Hitambatra ho mandrakizay.

Jesoa, Ianao Irery,
Ianao no Tompo manan-kery,
Ka ankinina gmkoagg Aminao
Ny fiainanay hatramin'izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 3969
Likes : 2 Like
Created by : ikalamako
Date : 13/03/2015 15:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305