Ndeha hilalao (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(duo rtdmmifn lahy sy vavy)
He tomarataratra ilay volana eny ambony toa miantso :
Ndeha hilalao, ndeha hilalao
Ny kintana amin’izany sy ny rahona irony toa
Mikopaka anao, mikopaka anao
Ny bitsiky ny rivotra miritsoka any ho any toa
Miventy hoe avia, miventy hoe avia
Avia, tononkira.serasera.org avia, avia hilalao
Ianao, eny ianao izay mitalaho, avia mifalia
Faingana é! miandry anao izao tontolo izao, herezo ny dia
(solo lahy) Eny fantatro ianao fa mbola icskq voaratran’ny lasa
(solo lahy) Kanefa, ovay ho vao, ny ratra kobonina
(duo lahy sy vavy) Dia zary mandratra
(duo lahy sy vavy)

bmbgh Ny bitsiky ny rivotra miritsoka any ho any toa
Miventy hoe avia, miventy hoe avia
Avia, avia, avia hilalao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 8773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 02/12/2003 05:13