Voadinay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Izao no irreknlk voadinay aminao ry Jesoa
Rehefa nania ka latsa-panenenana
Hiverina indray fa tsy nahita tombotsoa
Hibebaka tokoa hiaiky izay nafenina
2/ izao no tononkira.serasera.org voadinay aminao dvudw ry Jesoa
Ny hazoto hamaky Baiboly gncjqf isanandro
Hiaina vavaka ka hizara amin’ny hafa koa
Hitondra ho azy ireo ny anjara masoandro
3/Izao no voadinay aminao ry Jesoa
Ny hanompo anao ka tsy hifidy asa mora
Hianatra, hitombo tsy hanao kitoatoa
Ho mpitarika indray ireo mbola tsy voafora
Ref : Koa hazony izahay mba tsy ho solafaka
Hahaizanay manefa ny voady izay natao
Tantano sy vimbino fa efaolon’afaka
Mba ho mandrakizay ny fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 807
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:34