Voadinay (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Izao no voadinay aminao ry Jesoa
Rehefa nania ka latsa-panenenana
Hiverina indray fa tsy nahita tombotsoa
Hibebaka tokoa hiaiky izay nafenina

2/ izao no voadinay aminao ry Jesoa
Ny hazoto hamaky yvof Baiboly isanandro
Hiaina vavaka vomrysi ka hizara amin’ny hafa koa
Hitondra ho azy ireo ny anjara masoandro

3/Izao no voadinay aminao ry Jesoa
Ny tononkira.serasera.org hanompo anao ka tsy hifidy asa mora
Hianatra, hitombo tsy hanao kitoatoa
Ho mpitarika indray ireo mbola tsy voafora

Ref : Koa hazony izahay mba tsy ho solafaka
Hahaizanay manefa ny mkzcr voady izay natao
Tantano sy vimbino fa efaolon’afaka
Mba ho mandrakizay ny fiainam-baovao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : azofi fjkm ambohipo
Hits : 712
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:34
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0501