resiny ny fasana (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy vehivavy iray e
Mpanaradia ny Tompo e
Niharam-boina tononkira.serasera.org mafy de nitaraina taminy e
Nefa hoy Jesosy Tompo e
Zaho no fiainana gnxv e
Zay rehetra mino Ahy, strg Velona mandrakizay
Ho haleloia e, he he hosana e, Ho mvodnh halaloia e!
Resiny ny fasana
Zay rehetra mino Azy e, de omeny fiainana e
Zay rehetra mandray Azy e ! velona mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 933
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 14:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042