VOAVELA HELOKA (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jeso niova noho ianao e
Ny fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e sftjnz e
Faly aho ry Tompo fa tononkira.serasera.org nodiovinao
Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho e
Ravo aho ry Tompo fa tonga zanakao
Reo tahc lasako tanaty aizimpito e
Efa novanao nxcibsrb fiainambaovao
Efa latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e
Ny fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e sftjnz e
Faly aho ry Tompo fa tononkira.serasera.org nodiovinao
Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho e
Ravo aho ry Tompo fa tonga zanakao
Reo tahc lasako tanaty aizimpito e
Efa novanao nxcibsrb fiainambaovao
Efa latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:45
