VOAVELA HELOKA (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako Jeso niova noho ianao e
Ny tononkira.serasera.org fahotako he navelanao
Ny feriko rehetra nodiovinao e e
Faly aho ry Tompo fa nodiovinao

Faly2 aho e, faly2 aho e
Faly aho ry Jeso fa nodiovinao
Ravo2 aho e, ravo2 aho vkwkay e
Ravo rqxnoa aho ry Tompo fa tonga zanakao

Reo lasako tanaty aizimpito e
Efa novanao rduoda fiainambaovao
Efa latsaka tanaty lavaka e, nefa
Navotany aho e satria malalany e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : azofi fjkm ambohipo
Visites : 727
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:45
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031