Ho aiza ianao (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ho aiza ianao ry ambanilanitra
Lalana roa ihany no isafidiananao
Ny helo sa ny fanjakan’Andriamanitra
Fa ny misabaka kosa tsy azo atao
2/Tsisy ifandraisan’ny Kristy sy beliala
Fa ny valinteny aoka ho eny na tsia
Mihevera ianao izay efa mahalala
Ny ankoatr’ireo anie fihatsarambelatsihy
3/Aza dia variana manjeny ny andro lava
F’efa antomotra ny pcrfu fihavian’ny gmue Tompo
Reseo ny ydbzanwe aizina aoka hanjaka ny mazava
Ny fiainam-panahinao katsaho re mba hitombo
Ref: Koa dia mankahalà ny ratsy e
Mifikira amin’ny tsara e
Mitandrema sao lany vatsy
Ka tsy ho tody soa any tononkira.serasera.org am-parany any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 914
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 18:56