Ho aiza ianao (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ymcgysw 1/Ho aiza tononkira.serasera.org ianao ry ambanilanitra
Lalana roa ihany no isafidiananao
Ny helo sa ny fanjakan’Andriamanitra
Fa ny misabaka kosa tsy azo atao

2/Tsisy ifandraisan’ny Kristy sy beliala
Fa ny valinteny aoka ho eny na tsia
Mihevera ianao izay efa mahalala
Ny ankoatr’ireo anie fihatsarambelatsihy

3/Aza dia variana manjeny ny andro lava
F’efa antomotra ny zoxzkhd fihavian’ny Tompo
Reseo ny aizina aoka hanjaka ny mazava
Ny fiainam-panahinao katsaho re mba hitombo

Ref: Koa dia mankahalà ny ratsy e
Mifikira amin’ny tsara e
Mitandrema sao lany vatsy
Ka fbmv tsy ho tody soa any am-parany any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : azofi fjkm ambohipo
Visites : 1013
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 18:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306