Fanjakam-pisorona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay mijoro eto zalah, hitory an'Andriamanitra e !
Hilaza rhwhorad ny fahatsarany dada eh !!
Hitory cjjwl ny fahazavany eh !!
choeur
eh! fanjakam_pisorona e, firenena masina eh!
Hanitatra ny fanjakan'Andriamanitra eh ,zay no izy eh!
Zahay mijoro eto baba e! hitory ny lanitra eh!
Hilaza ny fahalebiazany eh !
Andriamanitra e!
choeur...
tsy mihemotra fa mandroso hitory ny fahatsaran 'Tompo e! zpdrxwj amintsika jiaby jiaby eh!
Fahasoavan'dehibe nomeny e!
choeur...
mandroso oh tsy mipody koa hitantara an'i Jesoa
lehilahy mahery ny famonjena nofantsihana tambon' hazo fijaliana eh!
Choeur..
ho vavolombelona (eny e!) tsy mitsoaka ady mandroso ôh!
Vonona hiady hanitatra ny Fanjakany ety ambon'tany
hatrany an-danitra any tononkira.serasera.org marina izany
mandroso ô! eny e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 770
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:06