Fanjakam-pisorona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zahay mijoro eto zalah, hitory an'Andriamanitra e !
Hilaza aktl ny fahatsarany dada eh !!
Hitory ny fahazavany eh uuaotjh !!
choeur
eh! fanjakam_pisorona e, firenena masina eh!
Hanitatra ny fanjakan'Andriamanitra eh ,zay no izy eh!
Zahay mijoro eto baba e! hitory ny lanitra eh!
Hilaza ny fahalebiazany eh !
Andriamanitra e!
choeur...
tsy mihemotra fa mandroso hitory ny fahatsaran tononkira.serasera.org 'Tompo e! amintsika jiaby jiaby eh!
Fahasoavan'dehibe nomeny e!
choeur...
mandroso oh tsy mipody koa hitantara an'i Jesoa
lehilahy mahery ny famonjena nofantsihana tambon' hazo fijaliana eh!
Choeur..
ho vavolombelona (eny e!) tsy mitsoaka ady mandroso ôh!
Vonona hiady hanitatra ny Fanjakany ety ambon'tany
hatrany an-danitra any marina izany
mandroso ô! eny e! ybumdiek

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 632
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:06