Efa am-polo taona (azofi fjkm ambohipo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Efa am-polo taona maro izao
No nahaleo tena ianao
Ry gasikara tiana izao ve no fifaliana
Tany manankarena
Edena tononkira.serasera.org feno volamena
Izao dwmf no mampiavaka
Feno olona mpangataka

2/ efa ampolo taon amaro izao
No nahaleotena qnfjhvf ianao
Ry Madagasikara lova
F’inona  no mba niova
Ireo vahoaka Malagasy
Efa ela no nihafy mijaly amin’ny fiainana
Iza anefa no hitarainana

Inona fkijvp no vahaolana
Toa lany andro mitari-tolona
Diso lalana sy tetika
Hany ka miha-milentika
Ovay ny saina
Mivavaha ka mibebaha
Ampiharo ny tenin’Andriamanitra
Fa handroso ny isam-paritra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipo
Vangy : 773
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029