Efa am-polo taona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Efa am-polo taona maro tononkira.serasera.org izao
No nahaleo tena ianao
Ry gasikara tiana izao ve no fifaliana
Tany bwujfa manankarena
Edena feno volamena
Izao no mampiavaka
Feno olona mpangataka
2/ efa ampolo taon amaro izao
No nahaleotena ianao
Ry Madagasikara lova
F’inona no mba niova
Ireo vahoaka Malagasy
Efa ela no nihafy mijaly amin’ny fiainana
Iza anefa rrjaxwh no hitarainana
Inona no vahaolana
Toa lany andro mitari-tolona
Diso lalana sy tetika
Hany paolt ka miha-milentika
Ovay ny saina
Mivavaha ka mibebaha
Ampiharo ny tenin’Andriamanitra
Fa handroso ny isam-paritra
No nahaleo tena ianao
Ry gasikara tiana izao ve no fifaliana
Tany bwujfa manankarena
Edena feno volamena
Izao no mampiavaka
Feno olona mpangataka
2/ efa ampolo taon amaro izao
No nahaleotena ianao
Ry Madagasikara lova
F’inona no mba niova
Ireo vahoaka Malagasy
Efa ela no nihafy mijaly amin’ny fiainana
Iza anefa rrjaxwh no hitarainana
Inona no vahaolana
Toa lany andro mitari-tolona
Diso lalana sy tetika
Hany paolt ka miha-milentika
Ovay ny saina
Mivavaha ka mibebaha
Ampiharo ny tenin’Andriamanitra
Fa handroso ny isam-paritra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 832
Likes : 1 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:14
