Voavela heloka (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao Andriamanitra ô
Mialoka eo ambany elatrao ny zanakao, Voky ao an tratranao
Ny mason'ny mino gekves izay matoky Anao, no mahita (sy mandray) tononkira.serasera.org Anao
Reo miaiky ny otany sy mamboraka izany,dia voavela ny helony
FIV-Sambatra ianao raha voavela heloka, miaina ny hatsarany tsiron'izany
Omban'ny fifaliana ianao ka maivana avokoa
Fiainam-baovao no omeny ho anao, maharitra mandrakizay
Voavonjy re rkpbv ianao satria VOAVELA HELOKA (ianao)
Mankanesa aty amiko ianareo,miasa fatratra
Fa Izy no hanome anareo, fitsaharana
Omeo Azy izay tsy ymqlelyr zakanao,fa ho entiny,
Manana finoana fa ho itanao,ny Voninahiny
A/C:Berova
Février 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 02/12/2024 15:49