D'EFA ANAO NEN' NAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Raoy e!, Ô Raoy a!,
Aza varena lôatra tse enao,
F'efa akaiky ane Jesosy,ka andao
Ô le Zama e!,Ô le Zama e!
Disaka akeo enao sady very anjara ,
Tsy an-tany tsy am-parafara,Very enao zay

Sedy taraiky akagny enao Bala e,
Maikamaika, sao trakeka
Tapao avetrany ny hevitrao Babay a,
Hamonjeny anao
Ny ôl mety mandao anao rakôay e
Fa ny Tompo tsy mahafoy
Diaeny mbôla tsy tofoka miandry anao n'ef'Izy
Manantona Azy fa,
Zahay tsy hiemotra intsony fa hanaradia
Fa asa ianao raha
Raha mbola hisafidy an'izao faharatsiana izao
D'efa anao ny anao

Ô valilahy,manakôry ma anao am'azy zany?A-ha
Aza mavô akany amin'ny afo-be zany
Sanatre ny volana( Gôna)
Ôy,ny ra tegna manjary r'ngahy tneniko aminao a
Miaraka amin'ny Jesosy,
Se manakôry? Eny tse!!!(Vaiavy)
ASAFA
A/C:Berova
Août 2021
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Vangy : 228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 16/10/2023 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729