Voavela heloka (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao Andriamanitra ô
Mialoka eo ambany elatrao ny zanakao, Voky ao an tratranao
Ny mason'ny mino izay jhmlqn matoky Anao, no mahita (sy mandray) Anao
Reo miaiky ny otany sy mamboraka tononkira.serasera.org izany,dia voavela ny helony

FIV-Sambatra ianao raha  voavela heloka, miaina ny hatsarany  tsiron'izany
Omban'ny fifaliana ianao ka maivana avokoa
Fiainam-baovao no omeny ho anao, maharitra mandrakizay
Voavonjy re ianao satria VOAVELA HELOKA (ianao)

Mankanesa iczwylac aty amiko ianareo,miasa fatratra
Fa Izy no hanome  anareo, fitsaharana
Omeo Azy ejjfd izay tsy zakanao,fa ho entiny,
Manana finoana fa ho itanao,ny Voninahiny

A/C:Berova
Février 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 321
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 02/12/2024 15:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392