TAFATSANGANA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafatsangana ny Tompo
Ô haleloia
Fa huwh nandresy ny fasana
Haleloia velona Jesô
Mifalia mihobia fa tanteraka ny famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona ilay Tomponao
Tsy mba nilà takalo ny nanavotany anao ny nisoloany anao
Fa tononkira.serasera.org nataony an-tsitrapo
Izaho sy ianao lay malalany
Mifalia mihobia fa tanteraka cffpyb ny famonjena anao
Asandrato ny hosana,velona ilay Tomponao
Album khutku 2
ASAFA 2017
a/c: Fiononana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 402
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 11/11/2024 18:08