Voavela heloka (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao Andriamanitra ô
Mialoka eo ambany elatrao ny zanakao, Voky ao an tratranao
Ny mason'ny mino akbdt izay matoky Anao, no mahita (sy mandray) Anao
Reo miaiky ny otany sy mamboraka izany,dia voavela ny helony
FIV-Sambatra ianao raha voavela heloka, miaina ny hatsarany tsiron'izany
Omban'ny fifaliana ianao ka maivana avokoa
Fiainam-baovao no omeny ho anao, maharitra jdzxbqj tononkira.serasera.org mandrakizay
Voavonjy re ianao satria VOAVELA HELOKA (ianao)
Mankanesa aty amiko ianareo,miasa fatratra
Fa Izy no hanome anareo, fitsaharana
Omeo Azy izay tsy zakanao,fa ho entiny,
Manana finoana fa ho itanao,ny lwtftexr Voninahiny
A/C:Berova
Février 2018

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 281
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 02/12/2024 15:49