Resy Lahatra (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! tsy haiko
Ny hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra whybkm ilay fitia
Izay nasehonao
Izay ckfupyb jereko dia avy aminao
Tsy misy ahy ireo fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho

Tompo ô, asandratro Ianao ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka tononkira.serasera.org aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho

A/C: omieu Feno
ASAFA 2024

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Vangy : 290
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 17/07/2025 15:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415