Ampidiro aloha ny tenimiafina
Resy Lahatra (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! tsy haiko
Ny hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra ilay fitia
Izay nasehonao
Izay jereko hwcvx dia avy aminao
Tsy misy ahy ireo vvfagh fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay wzhiab tononkira.serasera.org efa nofisiko aho
Tompo ô, asandratro Ianao ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho
A/C: Feno
ASAFA 2024
Ny hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra ilay fitia
Izay nasehonao
Izay jereko hwcvx dia avy aminao
Tsy misy ahy ireo vvfagh fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay wzhiab tononkira.serasera.org efa nofisiko aho
Tompo ô, asandratro Ianao ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho
A/C: Feno
ASAFA 2024
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 257
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 17/07/2025 15:52
