Resy Lahatra (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! tsy haiko
Ny eaqbiv hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra ilay tononkira.serasera.org fitia
Izay nasehonao
Izay jereko dia avy aminao
Tsy misy ahy ireo pizsiqfs fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa evrk nofisiko aho

Tompo ô, asandratro Ianao ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho

A/C: Feno
ASAFA 2024

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 293
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 17/07/2025 15:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485