Omeo fo madio (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Jesosy be fiantra, iantrao re izahay
Fa voagejan’ny tononkira.serasera.org lay ratsy , izahay mpanomponao
Mba omeo fo madio hanjakan’ny teninao
Mba hahaizanay ifampiantra ka hiara hidera Anao
Ampangino re ry Tompo izay tsy avy aminao
Fa ny teninao kusxqa ihany no hanjaka amponay
Izay rehetra sitrakao ry Tompo enga anie hanjaka eto an-tany
Ka Ianao irery ihany no nlfwwwe itokianay
2-Ry Jesosy be fitia mihainoa ny hatakay
Ampianaro hifankatia sy mba ho mpamindrafo koa
Mba hiara-dia hatrany hifandray am-po pdoglike tokoa
Mba hahaizanay ifankatia ka hiara hanompo Anao
A/C : Stephan
Mars 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 14/06/2025 08:49