Omeo fo madio (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Jesosy be tononkira.serasera.org fiantra, iantrao re izahay
Fa glrdc voagejan’ny lay ratsy , izahay mpanomponao
Mba omeo fo madio hanjakan’ny teninao
Mba hahaizanay ifampiantra ka hiara hidera Anao
Ampangino re ry Tompo izay tsy avy aminao
Fa ny teninao ihany no erfkysyj hanjaka amponay
Izay rehetra sitrakao ry Tompo enga anie hanjaka eto an-tany
Ka Ianao irery ihany no itokianay
2-Ry Jesosy be fitia mihainoa ny hatakay
Ampianaro hifankatia sy mba ho mpamindrafo koa
Mba hiara-dia hatrany prsl hifandray am-po tokoa
Mba hahaizanay ifankatia ka hiara hanompo Anao
A/C : Stephan
Mars 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 389
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 14/06/2025 08:49