Omeo fo madio (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Jesosy be fiantra, iantrao re izahay
Fa voagejan’ny lay ratsy , izahay mpanomponao
Mba omeo fo madio hanjakan’ny teninao
Mba hahaizanay ifampiantra ka hiara hidera Anao

Ampangino re ry Tompo izay tsy avy aminao
Fa ny teninao ihany no hanjaka amponay
Izay rehetra sitrakao ry Tompo enga anie hanjaka eto an-tany
Ka Ianao irery ihany no itokianay

2-Ry Jesosy be fitia mihainoa ny hatakay
Ampianaro hifankatia sy mba ho mpamindrafo koa
Mba hiara-dia hatrany hifandray am-po tokoa
Mba hahaizanay ifankatia ka hiara hanompo Anao

A/C : Stephan
Mars 2025
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 126
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 14/06/2025 08:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0768