NY EO ANILANAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo ô eo aminao no apetrako izaoZay momba ahy rehetra sy ireo sisa iainako
Tsapako eo aminao misy Fiadanana
Mandrosoa ato anatiko Ianao Tompo ô
FIV :Fifalian'ny foko ny mitoetra anatinao
HAsambarako ny eo anilanao
Ireo kinasako sy izay rehetra mahasoa
Inoako fa efa voalahatrao (Jesosy ô) o!
2-Jesosy ô tohano aho fa hiankina Aminao
Amaivano ny vesatry ny fiainako
Fa eo akaikinao no mahatsara ahy
Satria Fitsaharana Ianao, Jesosy ô
Berova
Febroary 2022
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 16/10/2023 13:56