Resy Lahatra (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô! tsy haiko
Ny tononkira.serasera.org hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra ilay fitia
Izay nasehonao
Izay jereko dia avy aminao
Tsy misy ahy kmywwwl ireo fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho
Tompo ô, asandratro Ianao fdzbs ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko acefp aho
A/C: Feno
ASAFA 2024
Ny tononkira.serasera.org hangina tsy hitory lay hatsaranao
Fa lehibe loatra ilay fitia
Izay nasehonao
Izay jereko dia avy aminao
Tsy misy ahy kmywwwl ireo fa fitahianao
Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko aho
Tompo ô, asandratro Ianao fdzbs ,fa tena BABONAO BABONAO hatramin'izao
Jesosy ô mamiko indrindra ianao
Itoero re ny fiainanay
Misaotra Anao aho
Fa heniky ny voninahitrao
(Farany) Nangataka aho dia novalinao
Mihoatra izay efa nofisiko acefp aho
A/C: Feno
ASAFA 2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 325
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 17/07/2025 15:52
