NY EO ANILANAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tompo ô eo aminao abvx no apetrako izao
Zay momba ahy rehetra sy ireo sisa iainako
Tsapako eo aminao tononkira.serasera.org misy Fiadanana
Mandrosoa ato anatiko Ianao Tompo ô
FIV :Fifalian'ny foko ny mitoetra anatinao
HAsambarako ny yxaajmr eo anilanao
Ireo kinasako sy izay rehetra mahasoa
Inoako fa efa voalahatrao (Jesosy ô) cibb o!
2-Jesosy ô tohano aho fa hiankina Aminao
Amaivano ny vesatry ny fiainako
Fa eo akaikinao no mahatsara ahy
Satria Fitsaharana Ianao, Jesosy ô
Berova
Febroary 2022

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 735
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 16/10/2023 13:56