ILAY HOLATRA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny holatra navelan'ilay lay fantsika
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy azpyicel rzsxzond ho anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, czyj nde hatanjao
Fa ny ràny anie, tononkira.serasera.org nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy azpyicel rzsxzond ho anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, czyj nde hatanjao
Fa ny ràny anie, tononkira.serasera.org nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 09/11/2024 19:26
