ILAY HOLATRA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny holatra navelan'ilay lay fantsika
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho tononkira.serasera.org anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay gfjhap hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka fuucmr lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny cvifw ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho tononkira.serasera.org anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay gfjhap hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka fuucmr lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny cvifw ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 421
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 09/11/2024 19:26
