ILAY HOLATRA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny holatra navelan'ilay lay fantsika
teo amin'ny tanany hqsr sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY gvmlt Tompo no handray dcaxzayi anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa tononkira.serasera.org anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
teo amin'ny tanany hqsr sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY gvmlt Tompo no handray dcaxzayi anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa tononkira.serasera.org anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 424
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 09/11/2024 19:26
