HO FAMELAN-KELOKA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho famelan-keloka
Ho famonjena ho tononkira.serasera.org ahy sy ho anao jqyhwx ,no nijaliany JESOSY TOMPO,
Nanolotra aiirc ny nofo sy ràny ho tena famelana heloka
Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro
Ekeo anio ny antson’i JESÔ,
miantso anao hiaky fa mpanota,
Aza variana @ rendraredra fa,
mandalo anie ty fiainana ity.
Jesosy Tompo,ny alina aphiek iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,

ASAFA Vol 1

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 10/10/2023 14:51