HO FAMELAN-KELOKA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho famelan-keloka Ho famonjena ho ahy sy ho anao ,no nijaliany JESOSY TOMPO,
Nanolotra ny nofo sy ràny ho tena famelana heloka
Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro
Ekeo anio ny antson’i JESÔ,
miantso anao hiaky fa mpanota,
Aza variana @ rendraredra fa,
mandalo anie ty fiainana ity.
Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro
ASAFA Vol 1
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 298
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 10/10/2023 14:51