HO FAMELAN-KELOKA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho famelan-keloka
Ho famonjena ho ahy tononkira.serasera.org sy ho anao ,no nijaliany rfcbcvhq JESOSY TOMPO,
Nanolotra ny nofo sy ràny ho tena famelana heloka
Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny mofo sy ny rà,
natolony mba ho fahatsiarovana,
Dia toy izany ko ilay kapoaka ka hoy IZY hoe,
SAMIA misotro ity ianareo fa io hddd no famelan-keloka atolotro
Ekeo anio ny antson’i JESÔ,
miantso anao hiaky fa mpanota,
Aza variana @ rendraredra fa,
mandalo anie ty fiainana ity.
Jesosy Tompo,ny alina iny,dia nadray ny xnsz mofo sy ny rà,

SAMIA misotro ity ianareo fa io no famelan-keloka atolotro
ASAFA Vol 1

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 10/10/2023 14:51