Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIHIRA AHO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira qedo aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho tplpn ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao dia nandositra tsy sahy,ka dera sy laza tononkira.serasera.org ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL jvth 1
-2012-
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho tplpn ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao dia nandositra tsy sahy,ka dera sy laza tononkira.serasera.org ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL jvth 1
-2012-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 644
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:44
