HIHIRA AHO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao dia nandositra tsy sahy,ka dera jzjxzc sy laza ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera nklebw aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra xogo Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo tononkira.serasera.org Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL 1
-2012-
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao dia nandositra tsy sahy,ka dera jzjxzc sy laza ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera nklebw aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra xogo Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo tononkira.serasera.org Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL 1
-2012-
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:44
