HIHIRA AHO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao dia nandositra tsy sahy,ka dera sy laza ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!

A/C: Falison Jersin
VOL 1
-2012-
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Hits : 184
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 25/10/2023 16:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1255