BANJINO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manoloana ny fandrika ataon’ny satana aminao
Jesosy no banjino fa ho resy mora izany
Feno fahavalo sy ratsy kaufjpsy fanahy manodidina anao
Hitsapan’ny Tompo ny finoana anatinao
Koa miantso ny olona na hijery farbdebs Azy ny Tompo
Satria Izy no mitondra famonjena
Aza miherika intsony re ianao
Jereo ny fanavotana nataony anao
Nokapoina, nohomboina nefa dia tsy tononkira.serasera.org meloka
JESOSY IRERY no wfbsqq famonjena ho anao
ASAFA
Aprily 2017
A/C : Berova

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 523
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:35