BANJINO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manoloana xzwrt ny fandrika ataon’ny satana aminao
Jesosy no tononkira.serasera.org banjino fa ho resy mora izany
Feno fahavalo sy ratsy fanahy manodidina anao
Hitsapan’ny Tompo hdqycnnp ny finoana anatinao
Koa miantso ny olona na hijery Azy ny Tompo
Satria Izy no mitondra famonjena
Aza miherika intsony re ianao
Jereo ny fanavotana nataony anao
Nokapoina, nohomboina nefa dia tsy meloka
JESOSY IRERY no famonjena jejw ho anao
ASAFA
Aprily 2017
A/C : Berova

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 557
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 25/10/2023 16:35