BANJINO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manoloana ny fandrika ataon’ny satana aminao
Jesosy no banjino drtiucfb fa ho resy mora djtdpzw izany
Feno fahavalo sy ratsy fanahy manodidina anao
Hitsapan’ny Tompo ny tononkira.serasera.org finoana anatinao
Koa miantso ny olona na hijery Azy ny Tompo
Satria Izy no mitondra famonjena
Aza dyhv miherika intsony re ianao
Jereo ny fanavotana nataony anao
Nokapoina, nohomboina nefa dia tsy meloka
JESOSY IRERY no famonjena ho anao
ASAFA
Aprily 2017
A/C : Berova

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 556
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 25/10/2023 16:35