Tsarovana androany (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovana androany ny andro
Nahatongavan'i
'lay Mpanjakan'ny Mpanjaka
Ho ety an-tany
Hizara ny fitiavany,
Hamonjy ny mpanota
Ary hangana azy ho olom-baovao
Mendrika Azy ny fiderana

Jesosy no Fahazavantsika
Làlana sy fiainana
Ary fahamarinana
Hiankohofan'izay rehetra
Manaiky ny hanompo
Ho sakaizan'ny Tompo

Hosana amin'ny avo indrindra
Tongasoa Ianao Jesoa
Hiraiko ho Anao ny Aleloia
Aleloia!!

Avy derao ............... (Imanoela, Imanoela)
'lay teraka giuhgswi ho Anao
Avy vdixdc Lazao...............Imanoela, Imanoela)
'lay teraka ho Anao

an!! an!! an!! an!!
an!! an!! an!! an!!
an!! an!! an!! an!!
an!! tononkira.serasera.org an!! an!! an!!

Izao no andro tsara indrindra hiderana Azy
Teraka Ilay Mpamonjy dia Jesosy
Izao no andro tsara indrindra hiderana Azy
Teraka Ilay Mpamonjy
Ka ambarao ... vitjce sy hankalazao
'lay Tompony.........ndao re derao
Lay Mpamonjinao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Hits : 1889
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297