Na levona aza (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na levona aza ny nofoko
Ny tenao simba ré
Ny masoko ho jampba gliyfy tokoa
Ny sofilo tsy handre
Dia mbola ho vatolampiko
Sy anjarako Ianao
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao
Isan'andininy
Nitia cjei ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko
Nariako ny xrvqtrnp ditrako
Fa tiako Ianao Jeso
Ho vavolombelona aho Jesao
Raha mbola velona
Fa sambatra tononkira.serasera.org loatra aho Jeso
Fa manompo Anao
Ny aiko de hatokako
Ho Anao Mandrakizay
Dia izany no voadin'ity zanakao
Ry Tompo Masina ô!
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao
Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko...
Ny tenao simba ré
Ny masoko ho jampba gliyfy tokoa
Ny sofilo tsy handre
Dia mbola ho vatolampiko
Sy anjarako Ianao
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao
Isan'andininy
Nitia cjei ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko
Nariako ny xrvqtrnp ditrako
Fa tiako Ianao Jeso
Ho vavolombelona aho Jesao
Raha mbola velona
Fa sambatra tononkira.serasera.org loatra aho Jeso
Fa manompo Anao
Ny aiko de hatokako
Ho Anao Mandrakizay
Dia izany no voadin'ity zanakao
Ry Tompo Masina ô!
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako izao
Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA Andravoahangy FivavahanaVangy : 1562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : asafaworsh
Daty : 29/10/2015 18:14
