Na levona aza (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na levona aza ny nofoko
Ny tenao simba ré
Ny masoko ho jampba tokoa
Ny sofilo tsy handre
Dia mbola ho vatolampiko
Sy anjarako Ianao
Ianao no ekeko tononkira.serasera.org hiantoka
Ny hatanorako izao

Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao, sevg
Namela ny heloko
Nariako udxjwgl ny ditrako
Fa tiako Ianao Jeso
Ho vavolombelona aho Jesao
Raha mbola velona

Fa sambatra loatra aho Jeso
Fa manompo Anao
Ny aiko de hatokako
Ho Anao Mandrakizay
Dia izany no voadin'ity zanakao
Ry Tompo Masina ô!
Ianao no ekeko hiantoka
Ny hatanorako pctbyz izao

Isan'andininy
Nitia ahy, namonjy ahy Ianao,
Namela ny heloko...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Visites : 1626
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1693