Feon'dakolosy (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arahaba ry ilay nohasoavina
Ny Tompo
Momba anao
Krsismasy no Ankalazaina
Jeso ilay mesy no deraina

Ding dong ding dong
Feo miantsoa anao
Zovy no tsy ho taitra
Mandre izao
Feo fifaliana
Feno fihobiana
Avy ato ampo
Ho an’ny Tompo

2-Hioby sy hitsaoka
Ilay Mpanjaka
Ilay mahery
Andrian’ny
fiadanana
Mpamihavana
Ahy sy ianao
Tonga eto ka
Arahaba nahatratrany ny krsimasy

Njao renao ao
Ny feon’dakolosy
Manainga antsika
Hiara-hioby
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Vangy : 1607
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : asafaworsh
Daty : 11/12/2015 16:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717