'Ndeha (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faingàna faingàna ry ntlgqd namako izany ô
Fa androany isika hidera an'i Jesoa
(Choeur) Ndeha re hidera, ndeha re namako ô
Ndeha re ataontsika tononkira.serasera.org manako manako ny hosana sy haleloia e
(Choeur) Hosana hosana, hosana haleloia
Ka ndeha ary isika manomboka androany e
Ndeha hidera Ilay Mpamonjy oa
(Choeur) Ndeha re hidera, ndeha re namako ô
Ka hisantatra sahady dieny ny ety an-tany ilay fiainana any ambony e
(Choeur) Hosana hosana, hosana haleloia
Faingàna faingàna...
Refrain :
Ka ndeha re
Hidera an'Andriamanitra
Ka ndeha re
Atao manaka-danitra
Ka ndeha re
Hiombom-peo amin'ireo Masina
Ka ndeha re
Hihira manao hoe
Refrain...
Masina masina ny Anaranao ry Andriamanitra Ray ao ambony ao
Be voninahitra Ianao ka mendrika hanjàka amin'izao mgplxw tontolo izao
Masina e
Derainay iwzb ny Anaranao Jesoa
Tompo lehibe
Derainay ny Anaranao Jesoa
Tena masina e yeee
Derainay ny Anaranao Jesoa
Ouh deraina e
Derainay ny Anaranao Jesoa
Feon-kira...
Refrain... (*2)
Masina masina... (*2)
Ehaaa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 286
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:24