Hijoro ho sahy (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Ilay foko kely reraka sy osa
Efa trotrak'ireo ady izay miavosa
Jereo
Fa mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery tononkira.serasera.org
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur : dhxwfncr
Aza avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady lteiwp mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa czynk manana Anao
Ilay foko kely reraka sy osa
Efa trotrak'ireo ady izay miavosa
Jereo
Fa mila Anao izy hampahery
Sitranonao koa ireo fery tononkira.serasera.org
Jereo Jesoa, miangavy mitoreo ohhhh
Choeur : dhxwfncr
Aza avelanao hahatsiaro irery
Tsy ho irery aho
Tantano amin'ilay Tananao mahery Jesoa
Raha toa moa làlam-pisedrana
Dia ampio aho hahalala izay sitrakao
Fa ho toviko
Fikiro aho tsy hanalavitra Anao
Fihino aho fa tena mila Anao Jesoa
Ka raha tojo izay ady lteiwp mahamay (Solo)
HIJORO AHO HO SAHY
(Beso) Fa manana
Fa manana Anao
Fikiro aho...
Ouhhhh
Fa czynk manana Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 395
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:00
