'Ndeha (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faingàna faingàna ry namako izany ô
Fa androany isika hidera an'i Jesoa
(Choeur) Ndeha re hidera, ndeha re namako ô
Ndeha re ataontsika manako manako ny hosana sy tononkira.serasera.org haleloia e
(Choeur) Hosana hosana, hosana haleloia
Ka ndeha ary isika manomboka androany e
Ndeha hidera Ilay Mpamonjy oa
(Choeur) Ndeha re hidera, ndeha re namako ô
Ka hisantatra sahady dieny ny ety an-tany ilay fiainana any ambony e
(Choeur) Hosana hosana, hosana haleloia

Faingàna faingàna...

Refrain :
Ka ndeha re
Hidera an'Andriamanitra
Ka ndeha re
Atao manaka-danitra
Ka ndeha re
Hiombom-peo amin'ireo Masina
Ka ndeha re
Hihira manao hoe

Refrain...

Masina pbgdvnn masina ny Anaranao ry Andriamanitra Ray ao ambony ao
Be voninahitra Ianao ka mendrika hanjàka rwhixpe amin'izao tontolo izao
Masina e
Derainay ny Anaranao Jesoa
Tompo lehibe
Derainay ny Anaranao Jesoa
Tena apetsw masina e yeee
Derainay ny Anaranao Jesoa
Ouh deraina e
Derainay ny Anaranao Jesoa

Feon-kira...

Refrain... (*2)

Masina masina... (*2)

Ehaaa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0478