Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako hitoetra (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo :
Ireo Teny izay nambaranao, Ô ry Tompo Tsitoha
No aok'hitarik'ahy izao hijoro, tsy hikoro
Hitoetra ato anaty ho vatsim-panahy
Iriko ho fiainana
1.Ireo anatranatrao sarobidy tokoa
Tari-dalàna ho ahy handroso ho soa
Fanahy tsara indrindra ô !
Mitoera eqlr ato am-po hahatonga ahy
Tena ho mpankato
Refrain :
Fa indrindra moa ireo tokim-panahy
Ireo Teny mamy izay nomenao ahy
Ireo no antoky ny heriko manainga ny foko
Hitia anao
2.Ny fifandraisako aminao mba Iriko tokoa
Mba hamiratra amin'ny fiainako manontolo
K'izay sitrapoko aoka handefitra
Fa ny Anao no hanjaka ao
CODA
Tsy izay sitrapoko no atao fa ny Anao
Ho fiarovako tononkira.serasera.org ny anatrao, ny teninao
Ny fiainako ccipo manontolo no omeko Anao
F'izay no inkce haiko hoe mahatsara ahy oh ou ohhhh
Refrain...
Oh ohhhhh
Ireo no antoky ny heriko (choeur)
Manainga ny foko hitia Anao Tompo o (Solo)
Manainga ny foko hitia Anao (choeur)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Visites : 303
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : joantsa
Date : 10/08/2025 11:51