Andrin'ny foko (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy hanala ahiahy
Ny fahatsapako uzkvcuz Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka xtxizxy wnkxkfr ao am-bavako ao
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo o raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao tononkira.serasera.org fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao ry Tompo ô
(Choeur) ANDRIN'NY FOKO
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy hanala ahiahy
Ny fahatsapako uzkvcuz Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka xtxizxy wnkxkfr ao am-bavako ao
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo o raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao tononkira.serasera.org fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao ry Tompo ô
(Choeur) ANDRIN'NY FOKO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 435
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:35
