Andrin'ny foko (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Refrain :
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy pvux hanala ahiahy
Ny fahatsapako Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka ao am-bavako ao dkyhonyv
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo o raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao ry Tompo ô
(Choeur) iyajs ANDRIN'NY FOKO
Lay Tananao mihitsy anie
No tiako hitantana ahy
(Solo) Ireo Teninao hanome hery hanala ahiahy
Hampahery sy pvux hanala ahiahy
Ny fahatsapako Anao miahy
No hany mampandry fanahy
(Solo) Harambatoko sy fiarovako
Ouhhh fiarovako
Mazàna aho no miantso Anao
Rehefa misy ny manjo
Toa tsy afaka ao am-bavako ao dkyhonyv
Ny Anaranao Tompo
Hatrizay ka hatrizao
Mbola io Ianao mihaino ahy toy izao
Vonona handray tokoa
Inty aho fa tonga indray hitady andry hampijoro
Fa toa reko mafy ny akon'ny rivotra izay mifofo
Tompo o raha toa sitrakao
(Choeur) Ouhhhhh
Mba henoy izao fiantorahako izao
Mila Anao ity fo
Refrain... (*2)
(Solo) Ianao ry Tompo ô
(Choeur) iyajs ANDRIN'NY FOKO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 436
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:35
